plt-x-sihanaka_rev_text_reg/21/14.txt

1 line
295 B
Plaintext

\v 14 Nanagna fototra roa ambefolo ny rindrin'le tanàna, ary takeo amin'reo no nisy reo agnarana roa ambefolon'ny apostolin'ny Zanak'ondry. \v 15 Le raika ze niresaka taminà de nanagna fandrifesana volotara vita tamin'ny volamena mba handrifesana ny tanàna, reo vavahadiny, ary ny rindrigny.