plt-x-sihanaka_rev_text_reg/21/07.txt

1 line
302 B
Plaintext

\v 7 Ze mandresy de handova reo ra reo, ary Za no ho Andriamaniny, ary izy ho zanako. \v 8 Fa reo osa, tsy manam-pinona, maharikoriko, mpamono ôla, mpijangajanga, mpagnano ody, mpanompo sampy, sy mpandainga, de aigny amin'ny farihy mirehitr'afo solifara no toeran'izy reo. Zany no fafatesana faharôy.