plt-x-sihanaka_rev_text_reg/07/13.txt

1 line
312 B
Plaintext

\v 13 Avy akeo ny raika tamin'reo loholona nagnontany ana hoe: "Iza reo, mitafy akanjolava fotsy, ary avy aiza zareo?" \v 14 Ôzy za taminazy: "Tompoko, Enao mafantatra," ary ozy izy tamina: "Reo no hivôka avy amin'ny Faorina Leibe. Nosasagn'jareo ny akanjonlavany ary nofotsiana tamin'ny ràn'ny Zanak'ondry.