plt-x-sihanaka_rev_text_reg/07/11.txt

1 line
374 B
Plaintext

\v 11 Ny anjely daôly nitsangana manodidigna ny seza fendriagnana sy manodidigna reo loholona sy ny ra-manan-aina efatra, ary zareo de nampekoka ny tavan'jareo teo agnatrean'ny seza fendriagnana. Nivavaka tamin'Andriamanitra zareo \v 12nagnano hoe: "Amena! Dera, voninahitra, fahendrena, fisaorana, faefagna, ary ny hery anie ho an'Andriamanitra mandrakaizay dory! Amena!"