plt-x-sihanaka_rev_text_reg/20/01.txt

1 line
517 B
Plaintext

\v 1 \v 2 \v 3 Ary natazagna anjely nidigna avy taigny an-dagnitra za. Nanagna ny fagnalahidin'ny lavaka tsy hita noanoa izy, ary nanagna rojo vy geda taigny an-tagnany. Nisambotra an'le dragona izy, ny menaragna ela, le devoly, na satana, ary nofatorany arivo taona. Natsipy taigny amin'ny lavaka tsy hita noanoa izy, nidihiny zany ary nasena tombo-kase teo aminazy. Natao zany mbô tsy hamitahany ny firenena maro intsony mandra-patapitry ny arivo taona. Afaran'zany, de tsy maintsy havotsotra fotôna kelikely izy.