1 line
366 B
Plaintext
1 line
366 B
Plaintext
\v 1 Tafaran'reo ra reo de naregny ze ôtran'ny feo mafin'ny vahôka betsaka takaigny an-dagnitra za nagnano hoe: Aleloia." Ny famojena, ny voninahitra, ary ny hery de an'Andriamanitra. \v 2 Reo fitsarany de marina sy mahitsy, fa nitsara ny mpivaro-tegna leibe ze nagnaratsy ny tany tamin'ny fijangajangany izy. Namaly faty ny ràn'reo mpanompony, ze nalatsany izy." |