plt-x-sihanaka_rev_text_reg/17/08.txt

1 line
438 B
Plaintext

\v 8 Le bibi-dia ze hitanao de misy, fa tsy misy am'zao fotôna zao, fa andalam-piakarana avy aigny amin'ny farany ambanin'ny lavaka tsy hita lagny. Avy akeo de hakaigny amin'ny fasimbana zany. Reo ze miaigna ambony tany, reo ze tsy vôsoratra akao amin'ny Bokin'ny Fiaignana hatramin'ny namoronana an'zao tontolo zao ny agnarany, ho gaga zareo rafa haita fa le bibi-dia de misy, fa tsy misy intsony am'zao fotôna zao, fa andalam-pevena.