plt-x-sihanaka_rev_text_reg/16/20.txt

1 line
302 B
Plaintext

\v 20 Nanjavona ny Nosy daôly, ary tsy tazagna sy fôgna reo tendrombohitra. \v 21 Nisy havandra marigeda, milanja teo amin'ny talenta raika teo, nidigna avy taigny an-dagnitra ho amin'ôla. Nagnozogna an'Andriamanitra zareo nohon'ny loza avy tamin'ny havandra satria tegna mafy lôtra zany loza zany.