plt-x-sihanaka_rev_text_reg/16/17.txt

1 line
616 B
Plaintext

\v 17 Avy teo le anjely fafito nandraraka ny tao agnaty vilény tamin'ny rivotra. Ary nisy feo mafy nivôka avy tao amin'ny tempoly sy avy tamin'ny seza fiandrianana magnano hoe : "Vita 'zany!" \v 18 Nisy tselatra sy setroka, kotro-baratra, ary horohoron-tany mafy - horohoron-tany gedabe nohon'ny ze efa hatramin'zay nisian'ôla teto an-tany, ka de mafy zany horohoron-tany zany. \v 19 Vaky nizara telo le tanàna gedabe, ary rava ny tananan'reo firenena. Avy teo Andriamanitra nagnantso mbô ahatsiaro an'i Babylona leibe, ary nameny 'zany tanàna zany ny kapôka feno divay vita avy amin'ny firefotry ny fasoseny.