plt-x-sihanaka_rev_text_reg/16/12.txt

1 line
557 B
Plaintext

\v 12 Le anjely faenina de nandraraka ny tao agnaty vilény tamin'ony geda, le Eofrana. Noritina zany mbô hagnomagnana ny lalana ho an'reo mpanjaka ze ho tonga avy aigny antsinanana. \v 13 Natazagna fagnahy maloto telo za niendrika sagna mivôka avy aigny ambavan'ny dragona, avy aigny ambavan'ny bibidia, ary avy amin'ny vavan'ny mpaminagny sandoka. \v 14 Fa fagnahin'ny demonia magnano famantarana magaga zareo. Nankaigny amin'reo mpanjakan'zao tontolo zao zareo mbô hagnangona an-jareo miaraka ho an'ny adin'ny andro leiben'Andriamanitra Avo indrindra.