plt-x-sihanaka_rev_text_reg/16/10.txt

1 line
338 B
Plaintext

A\v 10 vy teo le anjely fadimy nandraraka ny tao agnaty vilény tamin'ny seza fiandriananle bibidia ary nandrakotra ny fanjakany ny aizigna. Nitsako ny lelany zareo nohon'ny fahoreny. \v 11 Nitaré ratsy le Andriamanitry ny lagnitra zareo nohon'ny fahoreny sy ny ratran-jareo, ary mbôla nandà ny hibebaka amize vitan-jareo fôgna zareo.