plt-x-sihanaka_rev_text_reg/11/16.txt

1 line
564 B
Plaintext

\v 16 Avy akeo reo loholona efatra amby rôpolo ze nipetraka takeo amin'ny seza fendrianan'izy reo takeo agnatrehan'Andriamanitra de nampekoka ny tenan'jareo. Nankazala an'Andriamanitra izy reo. \v 17 Ozy izy reo: "Magnome fisaorana An'nao zahay, ry Tompo Andriamanitra Tsitoha, le amin'zao fotogna zao sy talô, satria naka ny herinao leibe enao ary nanomboka nanjaka. (Fanamarihana: Ny sasagny amin'reo dikan-teny talô de mivaky hoe: Ny mpanapaka ny daôly, le amin'zao fotôgna zao sy talô, ary le ho avy, fa ny dikan-teny amin'zao fotôgna tsy ôtran'izany.)