plt-x-sihanaka_rev_text_reg/11/13.txt

1 line
305 B
Plaintext

\v 13 Amin'zany ora zany de hisy horohoron-tany mafy, ary hirodana ny ampahafolon'ny tanàna. Fito arivo ny ôla ho faty amin'le horohoron-tany, ary ho raiki-taotra reo ôla sisa tsy maty ary hagnome voninahitra an'Andriamanitra ny lagnitra. \v 14 Lasa ny loza faroa. Indro! tonga faingana ny loza fatelo.