plt-x-sihanaka_rev_text_reg/11/08.txt

1 line
315 B
Plaintext

\v 8 Hivalampatra akeigny amin'ny lalan'ny tanàna geda ny fatin'jareo (ze antsovina iany koa hoe Sodoma sy Egypta) ze namantsena ny Tompon'izy reo. \v 9 Hijery ny fatin'izy reo mandritra ny telo andro sy tapagny ny ôla, ny foko, fiteny, ary ny firenena daôly. Tsy ho avelan'izy reo apetraka akao am-pasagna ireo.