plt-x-sihanaka_rev_text_reg/11/06.txt

1 line
444 B
Plaintext

\v 6 Reo vavolombelona reo de magnana fahefana hagnidy ny lagnitra mba tsy hilatsahan'ny orana mandritry ny andro haminagnian'jareo. Manam-paefana izy reo hagnova ny rano ho rà sy hamely ny tany amin'ny karazana loza daôly na ovena na ovena irin'jareo. \v 7 Rafa no vita ny fijoroan'izy reo vavolombelona, de miakatra avy aigny agnaty lavaka tsy hita laligna le bibidia hiady hanotra an'azy reo. Handresy an'azy reo Izy ary hamono an'azy reo.