plt-x-sihanaka_rev_text_reg/09/10.txt

1 line
393 B
Plaintext

\v 10 Nagnana rambo nisy fantsindromagna ôtrany maigoka zareo; akao amin'ny rambon'jareo no misy ny hery hanimba ny ôla mandritra ny dimy vôlana. \v 11Nagnana mpanjaka zareo de le anjelin'le lavaka tsy hita noanoa. Ny agnarany tamin'ny teny Hebreo de Abadona, ary ny agnarany tamin'ny teny Grika de i Apolyona. \v 12 Lasa ny loza vôlôgny. Tamy! arignan'zao de mbôla hisy loza roa ho avy.