plt-x-sihanaka_rev_text_reg/09/07.txt

1 line
432 B
Plaintext

\v 7 Ôtrany sovaly nomanina tamin'ny ady reo valala. Tamin'ny lôn'jareo de nisy ra ôtrany satro-boninaitra volamegna, ary ny tavan'jareo de ôtrany ny tavan'olombelona. \v 8 Nagnana volo ôtrany volom-bevavy zareo, ary ny nifin'jareo de ôtrany nifin'ny reo liona. \v 9 Nagnana ferovan-tratra ôtrany ferovan-tratra vy zareo, ary ny feon'ny elatr'jareo de ôtrany feon'ny kalesy sy sovaly betska mezakazaka ho akagny amin'ny ady.