plt-x-sihanaka_rev_text_reg/09/01.txt

1 line
397 B
Plaintext

\v 1 Nampagneno ny trompetrany ny anjely fadimy. Naita kintana avy any an-danitra za ze potraka taty amin'ny tany. Le kintana no namegna ny fanalaidin'le lavaka tsy hita noanoa. \v 2Nosokafany le lavaka tsy hita noanoa, ary niakatra ny setroka nivôka avy takao amin'le lavaka ôtrany setroka avy amin'ny laforo ngeza. Nivadika maloka ny masoandro sy ny rivotra nony setroka nivôka tao an-davaka.