plt-x-sihanaka_rev_text_reg/20/13.txt

1 line
422 B
Plaintext

\v 13 Ny ranomasina namôka ny maty ze takao agnatiny. Ny fahafatesana sy reo fiaigna-tsy hita de namôka ny maty ze takao am-jareo, ary ny maty de notsaraina araka ny ra natôny. \v 14 Ny fahafatesana sy ny fiaignan-tsy hita de natsipy takao amin'ny farihy afo. Zany no fafatesana faroa - de ny farihy afo. \v 15 Raha nisy agnarana tsy hita vôsoratra akao amin'ny Bokin'ny Fiaignana, de natsipy takao amin'ny farihy afo.