plt-x-sihanaka_rev_text_reg/20/11.txt

1 line
422 B
Plaintext

\v 11 Ary natazagna seza fendrianana fotsy geda za sy le nipetraka takeo amboniny. Ny tany sy ny lagnitra de nilefa ny fagnatreny, kanefa tsisy tôrana andehanan-jareo. \v 12 Natazagna ny maty za - ny geda ary ny kely - nijoro takeo agnolôn'ny seza fendrianana, ary novelarina 'reo boky. Ary nisy boky raika novelarina - Ny Bokin'ny fiaignana. Ny maty de notsaraina araka ze vôsoratra takao am-reo boky, araka reo asany.