plt-x-sihanaka_rev_text_reg/20/09.txt

1 line
394 B
Plaintext

\v 9 Niakatra takao ambonin'ny tany lemaka zareo ary nagnodidigna ny tobin-reo mpino, le tanàna malala. Nefa nisy afo nidigna avy taigny an-dagnitra ary nandripaka an-jareo. \v 10 Ny devoly, ze namitaka an-jareo de natsipy takao amin'ny farihy afo sy solifara, tôrana ze hanipazana ny bibidia sy ny mpaminagny santoka. Ary ho ampijaliana andro aman'alina mandrakizay ary mandrakizay ry zareo.