1 line
340 B
Plaintext
1 line
340 B
Plaintext
\v 5 Ny ambin-reo maty de tsy velona mandra-patapitry ny arivo taona. Zany no fitsanganana vôlôny. \v 6 Sambatra ary masina ze ôla managna anjara amin'ny fitsanganana vôlôny! Eo agnatrehan-zany de tsy manankery ny fafetsena faroa. Zareo de ho mpisorogna an'Andriamanitra sy Kristy ary hanjaka miaraka amin'Azy mandritra ny arivo taona. |