plt-x-sihanaka_rev_text_reg/20/04.txt

1 line
471 B
Plaintext

\v 4 Ary natazagna seza fendrianana maro za. Nipetraka takeo ambony reo ze namena fahefana mitsara. Natazagna ny fagnan-reo ze nitapan-dô za non'ny fijorona vavolombelona makasika an'i Jesosy ary non'ny tenin'Andriamanitra. Tsy nenkoka tamin'ny bibi-dia na tamin'ny sariny zareo, ary zareo de nandà ny handray ny mariky ny bibi-dia takeo amin'ny tapikandriny na takeo amin'ny tagnany. Tonga velona ndre zareo, ary nanjaka niaraka tamin'i Kristy nandritra ny arivo taona