plt-x-sihanaka_rev_text_reg/20/01.txt

1 line
516 B
Plaintext

\v 1 Ary natazagna anjely nidigna avy taigny an-dagnitra za. Nanagna ny fagnalahidin'ny lavaka tsy hita noanoa izy, ary nanagna rojo vy geda taigny an-tagnany. \v 2 Nisambotra an'le dragona izy, ny menaragna ela, le devoly, na satana, ary nofatorany arivo taona. \v 3 Natsipy taigny amin'ny lavaka tsy hita noanoa izy, nidiny zany ary nasena tombo-kase takeo amin'azy. Natao zany mba tsy hamitany ny firenena maro intsony mandra-patapitry ny arivo taona. Afaran-zany, de tsy maintsy havotsotra fotôgna kelikely izy.