plt-x-sihanaka_rev_text_reg/16/17.txt

1 line
617 B
Plaintext

\v 17 Avekeo le anjely fafito nandraraka ny takao agnaty viliny tamin'ny rivotra. Ary nisy feo mafy nivôka avy takao amin'ny tempoly sy avy tamin'ny seza fendrianana magnano hoe : "Vita izany!" \v 18 Nisy tselatra sy setroka, kotro-baratra, ary horohoron-tany mafy - horohoron-tany gedabe non'ny ze efa hatram-ze nisian'ôla taketo an-tany, ka de mafy zany horohoron-tany zany. \v 19 Vaky nizara telo le tagnàna gedabe, ary rava ny tagnanan-reo firenena. Avy takeo Andriamanitra nagnantso mba hatsiaro an'i Babylona leibe, ary nameny 'zany tagnàna zany ny kapôka feno dovay vita avy amin'ny firefotry ny fasoseny.