plt-x-sihanaka_rev_text_reg/16/15.txt

1 line
253 B
Plaintext

\v 15 ("Indro! Avy salan'ny mpangalatra Za! Sambatra ze miambina, miaro reo fitafiny mba tsy hivôka miboridagna izy ary tazan-jareo ny famegnarany.") \v 16 Nentin-jareo niaraka taigny amin'ny tôrana ze antsovina hoe Hara-magedona amin'ny Hebreo zareo.