plt-x-sihanaka_rev_text_reg/16/10.txt

1 line
338 B
Plaintext

\v 10 Avy teo le anjely fadimy nandraraka ny takao agnaty viliny tamin'ny seza fendrianan-le bibidia ary nandrakotra ny fanjakany ny haizigna. Nitsako ny lelany zareo non'ny fahoreny. \v 11 Nitaré ratsy an'le Andriamanitry ny lagnitra zareo non'ny fahoreny sy ny ratran-jareo, ary mbola nandà ny hibebaka am-ze vitan-jareo fôgna zareo.