plt-x-sihanaka_rev_text_reg/16/08.txt

1 line
304 B
Plaintext

\v 8 Le anjely faefatra nandraraka ny takao agnaty viliny tamin'ny masoandro, ary nahazo alalana handoro ny ôla amin'ny afo 'zany. \v 9 Main-le hafagnana be 'zareo, ary nitaré ratsy ny agnaran'Andriamanitra, ze managna ny fahefana am-regny loza regny. Tsy nibebaka zareo na nagnome voninahitra an'Azy.