plt-x-sihanaka_rev_text_reg/16/04.txt

1 line
662 B
Plaintext

\v 4 Le anjely fatelo nandraraka ny takao agnaty viliny tam-reo ony sy lôrano, ary lasana rà 'reo. \v 5 Reigniko ny anjelin'ny rano magnano hoe: "Marina Enao, - Le am-zao fotôgna 'zao sy talô, Le raika Masina - satria efa nitsara 'reo ra 'reo enao." (Fagnamarihana: Ny antontan-taratasy sasagny talô de mamaky hoe: "Marina Enao, Tompo. Le am-zao fotôgna 'zao sy talô ary ho avy, satria efa nitsara 'reo ra 'reo Enao.") \v 6 Satria ny ràn'reo mpino sy mpaminagny no nalatsaky zareo, de namenao rà ho sotroiny zareo; zany no mendrika an'jareo." \v 7 Reigniko ny alitara namaly hoe : "Eny, Tompo Andriamanitra gedabe, 'reo fitsaranao de marina sy mahitsy."