plt-x-sihanaka_rev_text_reg/11/16.txt

1 line
554 B
Plaintext

\v 16 Avy akeo reo loholona efatra amby rôpolo ze nipetraka takeo amin'ny seza fendrianan-jareo takeo agnatrehan'Andriamanitra de nampekoka ny tenan-jareo. Nankazala an'Andriamanitra zareo. \v 17 Ozy izy reo: "Magnome fisôrana An'nao zahay, ry Tompo Andriamanitra Tsitoha, le am-zao fotôgna zao sy talô, satria naka ny herinao leibe enao ary nanomboka nanjaka. (Fagnamarihana: Ny sasagny am-reo dikan-teny talô de mivaky hoe: Ny mpanapaka ny daôly, le am-zao fotôgna zao sy talô, ary le ho avy, fa ny dikan-teny am-zao fotôgna tsy ôtran-zany.)