plt-x-sihanaka_rev_text_reg/09/10.txt

1 line
393 B
Plaintext

\v 10 Nagnana rambo nisy fantsindromagna ôtrany maigoka zareo; akao amin'ny rambon-jareo no misy ny hery hanimba ny ôla mandritra ny dimy vôlana. \v 11Nagnana mpanjaka zareo de le anjelin-le lavaka tsy hita noanoa. Ny agnarany tamin'ny teny Hebreo de Abadona, ary ny agnarany tamin'ny teny Grika de i Apolyona. \v 12 Lasa ny loza vôlôgny. Indro! afaran-zao de mbola hisy loza roey ho avy.