plt-x-sihanaka_rev_text_reg/22/14.txt

1 line
478 B
Plaintext

\v 14 \v 15 Sambatra reo ze magnasa ny akanjon-jareo mbô ahazo alalana mihinana avy amin'ny hazon'ny fiaignana sy hiditra akao amin'ny tanàna avy akeo amin'ny vavahady. (Fagnamarihana: Raha tokony: "Sambatra reo ze magnasa ny ankajon-jareo." Reo antontan-taratasy hafa talô de mivaky hoe: "Sambatra reo ze magnano ny didiny.") Fa aigny avelany reo alika, reo mpagnano ody, reo mpijangajanga, reo mpamono ôla, reo mpanompo sampy, ary ze daôly te mandainga sy reo mpandainga.