plt-x-sihanaka_rev_text_reg/22/03.txt

1 line
409 B
Plaintext

\v 3 \v 4 \v 5 Ka tsisy tsony ny vôozogna. Ny seza fendrianan'Andriamanitra sy ny Zanak'ondry de ho akao amin'ny tanàna, ary reo mpanompony de hanompo an'Azy. Hatazagna ny Endriny zareo, ary ny Agnarany de ho akeo amin'ny andrin-jareo. Ka tsisy alina tsony; zareo de tsy mila fazavan'ny jiro na ny masoandro tsony satria ny Tompo Andriamanitra no hazava akeo amin-jareo. Ary hanjaka mandrakizay doria zareo.