1 line
523 B
Plaintext
1 line
523 B
Plaintext
\v 23 Ny tanàna de tsy nila masoandro na volana mba hamirapiratra amin'zany satria ny voninahitr'Andriamanitra de namirapiratra tamin'zany, ary ny Zanak'ondry no jiron'zany.\v 24 Hande amin'ny fahazavan'zany tanàna zany reo firenena. Reo mpanjakan'ny tany de hitondra ny fatsaran'izy reo ho akao amin'zany. (Fagnamarihana: Ny antontan-taratasy talô sasany de mivaky hoe: "Reo firenena ze vôvonjy de hande amin'ny fazavan'zany tanàna zany.") \v 25 Tsy hidy reo vavahadin'zany mandritry ny andro, ary tsisy alina aigny. |