Nijery za, ary naeno voro-mahery ze nanidigan takeigny apovon'ny lanitra, niantso tamin'ny feo mafy hoe: "Loza, loza, loza, ho an'reo ze monigna eny amin'ny tany, nony feona trompetra sisa ze mbola ho tsofin'reo anjely telo"