plt-x-sihanaka_rev_text_reg/22/18.txt

1 line
571 B
Plaintext

\v 18 Za de magnambara am'ze dôly mandregny ny tenin'ny faminanena am'ty boky ty: "Raha misy magnampy an'reo, Andriamanitra hagnampy loza ho an'azy ze vôsoratra akao am'ty boky ty. \v 19 Raha misy magnaisotra ny teny faminagnena am'ty boky ty, Andriamanitra de hagnaisotra ny anjarany amin'ny hazon'ny fiaignana sy ny tanàna masina ze vôsoratra akao agnatin'ty boky ty." (Fagnamarihana: Ny antontan-taratasy talô de mivaky hoe: "Andriamanitra hagnaisotra ny anjarany akao amin'ny Bokin'ny Fiaignana ary akao amin'ny tanàna masina ze vôsoratra akao am'ty boky ty.")