plt-x-sihanaka_rev_text_reg/22/12.txt

1 line
199 B
Plaintext

\v 12 "Indro! Efa ankeky ny fiaveko. Ny valisoako de miaraka aminà, mbô hamaliko ny tsiraikaraika araka ny ra vitany. \v 13 Za no Alfa sy Omega, ny vôlôny sy farany, ny fendôhana sy ny fefarana.