plt-x-sihanaka_rev_text_reg/22/10.txt

1 line
332 B
Plaintext

\v 10 Ozy taminà: "Aza asena tombo-kase reo tenin'ny faminagnena am'ty boky ty, fa ankeky ny fotôna. \v 11 Ze magnano ny tsy marina, avelao izy hanohy ny tsy famarinana. Ze maloto fiaigna, avelao izy hanohy ny fiaignany maloto. Ze marina, avelao izy hanohy ny fagnanôvana ny marina. Ze masina, avelao izy hanohy ny fahamasinana."