plt-x-sihanaka_rev_text_reg/22/08.txt

1 line
412 B
Plaintext

\v 8 Za, Jaona, le raika ze nandregny sy nahita reo ra reo. Rafa naregny sy nahita an'zany za, de nenkôtra takeo amin'ny tongotr'le anjely ny tegnako mbô hidera an'azy, le anjely ze nampibôgna anà an'reo ra reo. \v 9 Ozy taminà: "Aza magnany an'zao! Fa mpanompo namanao miaraka aminao za, miaraka am'reo mpaminagny ralahinao, ary miaraka am'reo ze mankato an'reo tenin'ty boky ty. Miderà an'Andriamanitra!"