plt-x-sihanaka_rev_text_reg/22/03.txt

1 line
409 B
Plaintext

\v 3 Ka tsisy tsony ny vôozogna. Ny seza fendrianan'Andriamanitra sy ny Zanak'ondry de ho akao amin'ny tanàna, ary reo mpanompony de hanompo an'Azy. \v 4 Hatazagna ny Endriny zareo, ary ny Agnarany de ho akeo amin'ny andrin-jareo. \v 5 Ka tsisy alina tsony; zareo de tsy mila fazavan'ny jiro na ny masoandro tsony satria ny Tompo Andriamanitra no hazava akeo amin-jareo. Ary hanjaka mandrakizay doria zareo.