plt-x-sihanaka_rev_text_reg/04/01.txt

1 line
613 B
Plaintext

\c 4 \v 1 Tafaran'zany ra zany de nitazagna za, ary nahita varavaragna raika nisokatra takegny amin'ny lanitra. Ny feo vôlôny ze regniko de niresaka taminà salan'ny trompetra, nagnano hoe: "Mekàra aty, ary habônako an'nao ze tsy maintsy hitranga afaran'reo ra reo." \v 2 Nisy fotôna za vôtariky ny Fanahy, ary natazagna fa nisy seza fiandrianana nipetraka teigny amin'ny lanitra, nisy ôla nipetraka takeo ambonin'zany. \v 3 Le raika ze nipetraka takeo amboniny de miendrika salan'ny jaspa sy karneola. Nisy fangalabaragna nanodidina ny seza fiandrianana. Le fangalabaragna de miendrika ôtran'ny emeraoda.