plt-x-sihanaka_rev_text_reg/22/01.txt

1 line
446 B
Plaintext

\c 22 \v 1 \v 2 Ary nabôgnan'le anjely anà le onin'ny ragnon'ny fiaignana, madio salan'ny kristaly. Zany de mikoriana avy aigny amin'ny seza fendrianan'Andriamanitra sy ny Zanak'ondry mamakivaky akeo ampovôn'ny lalan'ny tanàna. Ary ny andaniny rôy amin'ny ony de samby misy an'le kakazon'ny fiaignana, mamô karazagna vô rombefolo, ary zany de mamô ny vôny isam-bolana. Ny ravin'zany kakazo zany de natao hagnasitragna ny firenena daôly.