plt-x-sihanaka_rev_text_reg/21/26.txt

1 line
279 B
Plaintext

\v 26 Hitondra ny fahatsarana sy ny hajan-reo firenena akao am-zany zareo, \v 27 ary tsisy maloto hiditra akao am-zany miitsy. Tsisy na iza na iza hagnano ra mamenatra na mamitaka hiditra akao, fa reo zay vôsorata agnarana akao amin'ny Bokin'ny Zanak'ondrin'ny fiaignana ihany.