plt-x-sihanaka_rev_text_reg/21/21.txt

1 line
324 B
Plaintext

\v 21 Ny vavahady rombefolo de vato soa rombefolo; ny tsirairay am-reo vavahady de vita tamin'ny vato soa raika. Reo lalam-be takeo an-tanàna de volamena tsy misy fangarony, ôtran'ny fitaratra mangarahara. \v 22 Tsy naita tempoly takao amin'ny tanàna za, satria Tompo Andriamanitra Tsitoha sy ny Zanak'ondry no tempoliny.