plt-x-sihanaka_rev_text_reg/21/18.txt

1 line
472 B
Plaintext

\v 18 Vita tamin'ny jaspy le rindrigna ary tamin'ny volamena tsisy fangarony, salan'ny fitaratra madio. \v 19 Ny fototr-le rindrigna de vôravaka tam-reo karazagna vato sarobidy daôly. Ny vôlôny de jaspy, ny faharôy safira, ny fahatelo kalkedona, ny fahefatra emeralda, \v 20 ny fahadimy sardoniksa, ny fahenina karneola, ny fahafito krysolita, ny fahavalo beryle, ny fahasivy topaza, ny fahafolo krysopraso, ny faha raika ambefolo jacinta, ny faha rombefolo ametysta.