plt-x-sihanaka_rev_text_reg/21/16.txt

1 line
293 B
Plaintext

\v 16 Miendrika efa-joro le tanàna; mitovy ny lavany sy ny sakany. Nandrefy ny tanàna tam-le fandrefesana volotara izy, rôrivo stadio ny halavany (mitovy ny alavany, sakany, ary hambony). \v 17 Nandrefy ny rindrign-zany kô izy, 114hakiho raha refin'ny ôla (zay refin'ny anjely ihany kô).