plt-x-sihanaka_rev_text_reg/21/14.txt

1 line
287 B
Plaintext

\v 14 Nanagna fototra rombefolo ny rindrin-le tanàna, ary takeo am-reo no nisy reo agnarana rombefolon'ny apostolin'ny Zanak'ondry. \v 15 Le raika ze niresaka taminà de nanagna fandrefesana volotara vita tamin'ny volamena mba handrefesana ny tanàna, reo vavahadiny, ary ny rindrigny.