plt-x-sihanaka_rev_text_reg/21/11.txt

1 line
497 B
Plaintext

\v 11 Nanagna ny voninahitr'Andriamanitra i Jerosalema, ary ny famirapiratany de ôtran'ny vato soa sarobidy, ôtran'ny vato kristalina jaspy madio. \v 12 Nanagna rindrina avo gedabe niaraka tamin'ny vavahady rombefolo zany, niaraka tamin'ny anjely rombefolo takeo am-reo vavahady. Takeo am-reo vavahady no vôsoratra ny agnaran-reo foko rombefolon'ny zanak'Israely. \v 13 Nisy vavahady telo antsinanana, vavahady telo takeo avaratra, vavahady telo takeo atsimo, ary vavahady telo takeo andrefana.