plt-x-sihanaka_rev_text_reg/21/09.txt

1 line
376 B
Plaintext

\v 9 Nagnatogna anà ny raika tam-reo anjely fito, le tokana ze nanagna an'reo vilia fito feno reo loza fito farany, ary ozy izy hoe: "Avia ety. Ho abôgnako an'nao le ampakarina, le vadin'ny Zanak'ondry." \v 10 Avy akeo de ndesiny tamin'ny Fagna taigny amin'ny tanety ambo za ary nabôgna anà le Jerosalema tanàna masina midina avy aigny an-dagnitra avy amin'Andriamanitra.