plt-x-sihanaka_rev_text_reg/21/05.txt

1 line
355 B
Plaintext

\v 5 Le tokana ze nipetra takeo amin'ny seza fendrianana nitare hoe: "Indro! Natôko vaovao ny ra daôly." Ozy Izy: "Soraty zao satria reto teny reto de mahatoky sy marina." \v 6 Ozy Izy taminà hoe: "Efa vita reo ra reo! Za no Alfa sy Omega, le fendoana sy fefarana. Ze mangetaeta de hameko ho sotroina maimaim-pôgna avy amin'ny loharanon'ny fiaignana.